Entry | 1 miandry tafika |
Elementary words | 2 miandry, 3 tafika |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [1.1] |
Explanations in English |
6 to wait for the birth of a child [1.7] |
Explanations in French |
7 attendre la naissance d'un enfant [1.8] |
Synonyms | 8 miandry vohoka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |